Teny iditra ady tsy ahi-mahatratra (ady, ahitra, tratra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ady mahavoa, mahafaty nefa tsy nampoizina [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07