Teny iditra ady volom-balala (ady, volo, valala)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ady atao amin' ny zavatra tsy dia inona [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   A quarrel about something of no consequence; a causeless brawl [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   disputes pour des riens, comme sur la couleur des sauterelles [Veyrières 1913]
   querelle pour des queues de cerises [3.1]

Nohavaozina tamin' ny 2016/02/29