Teny iditra aelatra (elatra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   atafitafy, avelatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   à entrouvrir [Abinal 1888]
Ny bikany  
aelatra
aelatro
aelatrao
aelany
aelatsika
aelatray
aelatrareo
aelatr'
aela-
aelatry
naelatra
naelatro
naelatrao
naelany
naelatsika
naelatray
naelatrareo
naelatr'
naela-
naelatry
haelatra
haelatro
haelatrao
haelany
haelatsika
haelatray
haelatrareo
haelatr'
haela-
haelatry
aelaro, aelato

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/07