Teny iditra aelo (elo)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ampiasaina hatao elo; iarovana amin' ny hainandro na ny orana: Ravin' ampanga no naelon' ny ankizy ny zazavavy nanao fampitaha [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
aelo
aeloko
aelonao
aelony
aelontsika
aelonay
aelonareo
aelon'
aelon-
aelom-
naelo
naeloko
naelonao
naelony
naelontsika
naelonay
naelonareo
naelon'
naelon-
naelom-
haelo
haeloko
haelonao
haelony
haelontsika
haelonay
haelonareo
haelon'
haelon-
haelom-
aeloy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14