Teny iditra aepyornis
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  vorompatrana [Abinal 1888]
Famaritana frantsay aotrisy malagasy [Rakotonaivo 1993]
Voambolana 
Ohatra 
1Nitondra fanampim-panazavana toy izany koa ny Paléontologie indrindra ireo biby fantatry ny lovantsofina kanefa efa lany tamingana toy ny Lalomena sy ny Vorombetsifihinana (Aepyornis) mbamin' ny Palynologie na fandinihana ny pollen avy tamin' ny voninkazo ary hita any anaty fotaka sy fompotra any amin' ny heniheny sasany. [Randriamamonjy: Tantara, takila 12]
2Fantatra koa fa niara-belona tamin' ireo biby fantatry ny lovantsofina ary efa lany tamingana (toy ny Vorombe Aepyornis sy ny Lalomena) ireny olona ireny ary nihaza sy nihinana ny sasany taminy. [Randriamamonjy: Tantara, takila 15]

Nohavaozina tamin' ny 2015/08/12