Teny iditra aera
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   air [SLP: Voambolana]
Ohatra   Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [Rajohanesa: Kintana]
Voambolana  
Fifanahafana   atmosfera ~ rivotra

Teny iditra Aera
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Aera, Ara: [Baiboly]
Dikanteny anglisy   Arah [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Arah [Baiboly]
Voambolana  
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2015/01/19