Teny iditra aevoka (evoka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao evoka: Vomanga aevoka itỳ zaza voan' ny kitrotro [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
aevoka
aevoko
aevokao
aevony
aevotsika
aevokay
aevokareo
aevok'
aevo-
naevoka
naevoko
naevokao
naevony
naevotsika
naevokay
naevokareo
naevok'
naevo-
haevoka
haevoko
haevokao
haevony
haevotsika
haevokay
haevokareo
haevok'
haevo-
aevohy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14