Teny iditra afa-baràka (afaka, baràka)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   afa-boninahitra [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   very voninahitra, afa-boninahitra, very [...]
¶ Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantona [...]
¶ Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novi [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   disgraced, dishonoured [Richardson 1885]
   put to shame [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   déshonoré [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra   Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [Akademia 2005]
Tsipelina hafa  
Fitovian-keviteny   afa-pofona
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/02/29