Teny iditra afa-bary (afaka, vary)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny fotoana aorian' ny fanaovam-bary, ny fijiniana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [vary, rice.] The end of the harvest, when the ground is cleared of the rice crop. [Richardson 1885]
Voambolana 

2009/12/09