Teny iditra afa-draorao (afaka, raorao)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   (ara-bakiteny) tsy misy marokoroko intsony, madio malamalama
¶ tsy misy zavatra manahirankirana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Free from all that could give anger or blame. [Richardson 1885]
Fitovian-keviteny   afa-dromoromo
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/18