Teny iditra afa-drofy
Singan-teny afa- (afaka) ; rofy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Afaka aretina (teny firariana atao ny zaza mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy, toy ny hoe: velona, tsy tian-drofy) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Free from disease. [1.2]
Tovy hevitra tsy tian-drofy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24