Teny iditra afa-dromoromo (afaka, romoromo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy (ara-bakiteny) tsy misy marokoroko intsony, madio malamalama
¶ tsy misy zavatra manahirankirana [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra afa-draorao

2012/11/14