Teny iditra afafy (fafy)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny voa atao fafy: Vary lava no nafafiko taona itsỳ
¶ Enti-milaza rano atsipy amin' ny tanana ka mipariaka amin' ny zavatra na olona rehetra manodidina: Rano no nafafin' ny dadabe taminay raha nitso-dranoanay izy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be sown. Used of that which is cast, as the seed. [Richardson 1885]
Ny bikany  
afafy
afafiko
afafinao
afafiny
afafintsika
afafinay
afafinareo
afafin'
afafin-
afafim-
nafafy
nafafiko
nafafinao
nafafiny
nafafintsika
nafafinay
nafafinareo
nafafin'
nafafin-
nafafim-
hafafy
hafafiko
hafafinao
hafafiny
hafafintsika
hafafinay
hafafinareo
hafafin'
hafafin-
hafafim-
afafazo
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/02