Teny iditra afaho (afaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afahana [fitanisana]
Ohatra Afaho izay entina hovonoina ho faty [2.996]

Teny iditra afaho (faho)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Afangaro, aharo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on mêle, qu'on ajoute [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afaho, afahoko, afahonao, afahony, afahontsika, afahonay, afahonareo, afahon', afahon-, afahom-
Ny lasa : nafaho, nafahoko, nafahonao, nafahony, nafahontsika, nafahonay, nafahonareo, nafahon', nafahon-, nafahom-
Ny hoavy : hafaho, hafahoko, hafahonao, hafahony, hafahontsika, hafahonay, hafahonareo, hafahon', hafahon-, hafahom-
Filaza mandidy : afahoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26