Teny iditra afa-jaza (afaka, zaza)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [zaza, a child.] Used of abortion or miscarriage. [Richardson 1885]
 having a miscarriage [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay ayant avorté [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31