Teny iditra afaka adidy (afaka, adidy)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   tsy miantoka izay hahavitan' ny zavatra iray na izay ho fandehany satria efa nanao izay tokony hatao [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   être dégagé de toute responsabilité [Rajaonarimanana 1995]

Nohavaozina tamin' ny 2014/01/28