Teny iditra afaka ady
Singan-teny afaka ; ady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona narary ka sitrana soa aman-tsara, na bevohoka ka teraka ara-dalàna [1.1]
Tovy hevitra afa-tsilo

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16