Teny iditra afakafaka (afaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   miala tsikelikely fa mbola tsy tontosa hatramin' ny farany: Efa afakafaka ny ditrany tamin' itỳ taona itỳ [Akademia 2005]
Ohatra   Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/22