Teny iditra afaka madiodio (afaka, dio)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Dikanteny frantsay   avoir un non-lieu [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra  
1Voalaza fa afaka madiodio ny lehilahy tamin’ireo fanenjehana azy ireo [ , 2014/09/13]
2Famotsiam-bola iray miliara ariary: Afaka madiodio ireo olona fito voarohirohy [ , 2014/09/17]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/07