Teny iditra afakampitso (afaka, ampitso)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Dikanteny anglisy   The day after to-morrow. [Richardson 1885]
Ohatra  
1Ny afakampitso dia namonjy ny nahatongavan' ny sambo tao Toamasina aho. [Andriamalala: Ranomasina, takila 36]
2Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 14]
3Ny afakampitson' ny nahatongavana, navoaka indray ireo sisa tsy maty ary nalahatra nijoro amoron' ny hadilalana iray vao nohadina. [Andraina: Mitaraina, takila 246]
Voambolana  
Ny bikany  
afakampitso
afakampitson'

Nohavaozina tamin' ny 2014/05/29