Teny iditra afa-karatsaka (afaka, haratsaka)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. [Richardson 1885]

Teny iditra afa-karatsaka (afaka, haratsaka)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   madio tsara tsy misy romoromony
¶ afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2016/07/09