Teny iditra afa-karatsaka haloa (afaka, karatsaka, loa)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ny totalin'ny vola tsy maintsy haloa amin'ny olona nanaovana fifandraharahana ara-barotra [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   net à payer [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/22