Teny iditra afa-kenatra (afaka, henatra)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   nahavita tsara ny natao ka tsy mahatsiaro menatra na kely aza [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [henatra, shame.] Free from all sense of shame; having done all that could be expected. [Richardson 1885]
Fitovian-keviteny   afa-tondro maso
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09