Teny iditra afamandeha
Singan-teny afa- (afaka) ; mandeha
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1lasa mankaty an-tanana ny eritreritra fa ny eritreritra no afamandeha, ka lasa izy. [2.59]
2Vizaky ny fitdoran-dava tsy misy fiafarana eo am-pandriana ny tongony, tahaka voafatotra tsy afamandeha hijery ny voliny. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : afamandeha, afamandehako, afamandehanao, afamandehany, afamandehantsika, afamandehanay, afamandehanareo, afamandehan', afamandehan-, afamandeham-
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09