Teny iditra afa-mizozotra (afaka, zozotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fahafahana miverina amin'ny bikany teo aloha rehefa atsahatra ny hery nampiharina taminy [SLP 1986]
Famaritana frantsay élastique [SLP 1986, Rajaonarimanana 1995]

2014/05/18