Teny iditra afa-nenina (afaka, nenina)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   nahavita izay rehetra azo atao na tokony hatao, nanao izay rehetra azo natao ka tsy manenina intsony aty aoriana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [nenina, regret, or remorse.] Free from regret; without painful recollections of having been neglectful of one's duty. See ala-nenina. [Richardson 1885]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/09/01