Teny iditra afangaro (fangaro (haro))
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   atambatra sy haroina tsy hitokantokana fa ho iray ihany [Akademia 2005]
Ohatra   Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [Rajemisa 1985]
Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo [Rajemisa 1985]
Mitsinkafona ny diloilo raha afangaro amin' ny rano [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/07