Teny iditra afa-pana (afaka, fana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka [Rajemisa: Fiteny 3 takila 131]
Ohatra Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira [Ravalison: Ratsilefilaza]
Voambolana 

2016/08/23