Teny iditra afa-paty (afaka, faty)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   voavonjy soa aman-tsara tamin' ny loza saiky nahavoa ny tena; nihodivitra ny loza [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [faty, a corpse.] Rescued from imminent danger; capable of self-defence, as full-grown fowls; disheartened; used of something successfully completed without defect, as a capital (stone-work), a water-pot, etc. [Richardson 1885]
Fitovian-keviteny   afa-doza

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09