Teny iditra afa-po (afaka, fo)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra,tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana
¶ leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny)
¶ miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   satisfied [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   satisfait [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
   rassasié [Hallanger 1974]
   assouvi [SLP: Voambolana]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/29