Teny iditra afa-pofona (afaka, fofona)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   very voninahitra, afa-baraka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Free from odour, steam or vapour
¶ same as afa-baraka. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   qui a perdu son parfum. Se disait des gens perdus de réputation [Veyrières 1913]
Fitovian-keviteny   afa-baraka ~ lasam-pofona

Nohavaozina tamin' ny 2016/02/28