Teny iditra afa-pondro (afaka, fondro)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   mitovy amin' ny hoe afa-tsiny [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   free from blame or censure. [Richardson 1885]
Fitovian-keviteny   afa-tsiny

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/06