Teny iditra afara (fara)
Sokajin-teny   tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy   aoriana [Antambahoaka, Antemoro, Antesaka, Betsileo, Betsimisaraka, Sihanaka, Tanala, Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   aoriana, manaraka [Bara] [Rakotosaona 1972]
   aoriana, ho avy, manaraka: Afara ao ty zoke-o fa mboe mandiñe vola / Toboha afara ao avao rehe [Tandroy] [Rakotosaona 1972]
   Aoriana: Ianao mandehana avy ao afara [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   Nandre feo avy ao afarany ilay olona ka nitodika. [Andraina: I Vola, takila 74]
fa alaovy be ny maso miherika ny aloha miherika ny afara [Callet: Tantara, takila 1006]
fa injao henoko feom-panitso voadona sy voakapokapoka, ary feon' omby maromaro mimà ao afarako ao. [Andraina: I Vola, takila 139]
Ny bikany  
afara
afarako
afaranao
afarany
afarantsika
afaranay
afaranareo
afaran'
afaran-
afaram-
Fitovian-keviteny   añafara

Teny iditra afara
Sokajin-teny   mpampiankin-teny [firaketana]
Famaritana malagasy   rehefa avy eo [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   afarana

Nohavaozina tamin' ny 2015/02/20