Teny iditra afatra (fatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Jerena fatra, jerena habe: Afaro amin' ny sotro ny fanafody sotroinao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be measured. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay à mesurer, qu'on mesure, qu'on paie, qu'on fait payer [Abinal 1888]
Haiendriteny 
afatra
afatrako
afatranao
afatrany
afaatrantsika
afatranay
afatranareo
afatran'
afatrany
nafatra
nafatrako
nafatranao
nafatrany
nafaatrantsika
nafatranay
nafatranareo
nafatran'
nafatrany
hafatra
hafatrako
hafatranao
hafatrany
hafaatrantsika
hafatanray
hafatranareo
hafatran'
hafatrany
afaro
Ohatra 
1Dia afatra indray ka very sasaka: [Callet: Tantara, takila 277]
2Lanjaina tsara izy ireny na afatra amin'ny kapoaka vao afangaro. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 73]
Teny nalaina 

Teny iditra afatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] kiakiaka [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a piercing cry. See dradradradra [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
afatra
afatro
afatrao
afany
afatsika
afatray
afatrareo
afatr'
afa-
afatry

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31