Teny iditra afatrafatra (afatra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fitomaniana miharo kiakiaka ary miaraka amin' ny fihetsika miankapokapoka, tsipatsipaka. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Cris perçants avec pleurs, agitation et colère [Abinal 1888]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/18