Teny iditra afatratra (fatratra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ampidirina an-kery, asisika, aletra: [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be put close. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   qu'on presse, qu'on bourre, qu'on fourre [Abinal 1888]
Ohatra   Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina. [Andraina: Mitaraina, takila 20]
Ny bikany  
afatratra
afatratro
afatratrao
afatrany
afatratsika
afatratray
afatratrareo
afatratr'
afatra-
afatratry
nafatratra
nafatratro
nafatratrao
nafatrany
nafatratsika
nafatratray
nafatratrareo
nafatratr'
nafatra-
nafatratry
hafatratra
hafatratro
hafatratrao
hafatrany
hafatratsika
hafatratray
hafatratrareo
hafatratr'
hafatra-
hafatratry
afatraro

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08