Teny iditra afa-trosa (afaka, trosa)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   nahaverina ny trosan' olona
¶ enti-milaza koa ny zazalahy voafora [Rajemisa 1985]
   nahavita ny trosa
¶ ilazana koa ny zaza efa voafora [Akademia 2005]
Dikanteny frantsay   enfant circoncis: comme quelqu' un qui a payé ses dettes [Veyrières 1913]

Nohavaozina tamin' ny 2016/02/29