Teny iditra afa-tsilo (afaka, tsilo)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza olona narary ka sitrana soa [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   délivré des épines. Premiers mots adressés à une femme qui vient d' accoucher [Veyrières 1913]
Fitovian-keviteny   afaka ady

Nohavaozina tamin' ny 2016/02/29