Teny iditra afa-tsiny (afaka, tsiny)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   tsy voan' ny tsiny intsony ka maharo mandroso amin' izay hatao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [tsiny, blame.] Free from blame or censure. [Richardson 1885]
Fitovian-keviteny   afa-pondro

2009/12/09