Teny iditra afa-tsy (afaka, tsy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ivelan' ny, ankoatra ny: Tonga daholo ny mpianatra rehetra afa-tsy i Jaona kely [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy except [Richardson 1885]
Famaritana frantsay excepté, si ce n'est [Rajaonarimanana 1995]
Teny nalaina 

2009/12/09