Teny iditra afefika (fefika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mifefika, miantsona: Nafefiky ny rivotra terỳ lavitra ny seranana terỳ ny sambo
Entina mamely: Totohondry indroa miantoana no nafefiny ny tarehiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be wrecked. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afefika, afefiko, afefikao, afefiny, afefitsika, afefikay, afefikareo, afefikan', afefikan-, afefikam-
Ny lasa : nafefika, nafefiko, nafefikao, nafefiny, nafefitsika, nafefikay, nafefikareo, nafefikan', nafefikan-, nafefikam-
Ny hoavy : hafefika, hafefiko, hafefikao, hafefiny, hafefitsika, hafefikay, hafefikareo, hafefikan', hafefikan-, hafefikam-
Filaza mandidy : afefeho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19