Teny iditra | afehy (fehy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mamehy, mamatotra: Itỳ tady itỳ afehy ny entanao fa mafy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of that employed for tieing. [1.2] | ||||||||
Ohatra | Izay ataon' ny vehivavy momba ny nofo aminy ao, tsy afehy ny lalàna momba ny fatodra.
[2.245] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny afehy io | ||||||||
Fivaditsoratra | afehy, fehia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |