Teny iditra aferafera (afera)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay combines [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin’ny solosaina mifanaraka amin’ny abidia. [SeFaFi ]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31