Teny iditra aferontany (afero, tany)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazan-javamaniry ohatra ny ahitra, mangidy aoka izany ny tsirony, fanao ody kohaka (Mollugo nudicaulis) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   A small herb, a decoction of which is drunk as a remedy for whooping cough. Mollugo nudicaulis. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   Petite plante très amère. Mollugo nudicaulis [Abinal 1888]
Voambolana  
Anarana siantifika   Mollugo nudicaulis

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/08