Teny iditra | afetsaka (fetsaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Azera, ahotsaka: Nafetsaky ny orana lahy ny rindrin' ilay tranon-dRabe! Ikapohana: Rotsakazo kely no nafetsako ny adala dia torana izy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be thrown down. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | afetsaka, atsefaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |