Teny iditra afiafy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [Rajemisa 1985]
   hazo maniry eny amoron-dranomasina [Sakalava] [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a tree [Sakalava] [Richardson 1885]
Anarana siantifika   Celtis discodoxylon
Voambolana  
Fitovian-keviteny   mantsimpofona
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/15