Teny iditra afin > afy
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a grandchild. See zafy [Richardson 1885]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra afin > afy
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   afenina [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Teny iditra afin > afina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaovana zavatra amin' ny toerana tsy hitan' ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr' olona: Ataovy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   root not used except in reduplication, as tia afinafina. To love doing things in secret. [Richardson 1885]
   concealment [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Etat de ce qui est caché, couvert, dérobé à la vue, recèlement: Ataovy tsara afina ny vola (Cachez bien l'argent) [Abinal 1888]
Sampanteny  
Ny bikany  
afina
afiko
afinao
afiny
afintsika
afinay
afinareo
afin'
afin-
afim-
afi-
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra afin > afina (fina)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Dikanteny anglisy   Used of that pressed close, as the nose in being blown [Provincial] [Richardson 1885]
Ny bikany  
afina
afiko
afinao
afiny
afintsika
afinay
afinareo
afin'
afin-
afim-
afi-
nafina
nafiko
nafinao
nafiny
nafintsika
nafinay
nafinareo
nafin'
nafin-
nafim-
nafi-
hafina
hafiko
hafinao
hafiny
hafintsika
hafinay
hafinareo
hafin'
hafin-
hafim-
hafi-
afinao

Teny iditra afin > afy
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a grandchild. See zafy [Richardson 1885]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra afin > afy
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   afenina [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

afin   
mba
afin que, pour que. Mitenena mafy mba ho henon'ny olona rehetra ny feonao: parlez fort pour que tout le monde vous entende [Rajemisa: Grammaire]
afin de, afin que (suivi du futur) [Hallanger 1974]
mba tsy
afin que ... ne pas [Rajemisa: Grammaire]
mbora
afin que. [David 1952]