Teny iditra afindrafindrao
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy dihy malagasy saika iombonan'ny lafivalo: Ny afindrafindrao hatrany no enti-manokatra ny dihy amin'ny koranam-pifaliana [Akademia 2005]
Famaritana frantsay nom d'une danse malgache [Rajaonarimanana 1995]

Teny iditra afindrafindrao
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanao mahazatra [Akademia 2005]
Famaritana frantsay manières habituelles [Rajaonarimanana 1995]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2015/09/17