Teny iditra afitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fiatoana, fijanonana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   root not in use; see ato, andry, janona, tsahatra [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   arrêt, interruption, halte, action de s'abriter [Abinal 1888]
Sampanteny  
Ny bikany  
afitra
afitro
afitrao
afiny
afitsika
afitray
afitrareo
afitr'
afi-
afitry

Teny iditra afitra (fitra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mamitra, mamafa: itỳ taratasy itỳ afitra ny zaza
¶ Akosoka, afaoka: aza afitra amin'ny rindrina ny tananao maloto. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   used of cloth, grass, etc., employed as a wiper or duster. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   avec quoi on essuie [Abinal 1888]
Ny bikany  
afitra
afitro
afitrao
afiny
afitsika
afitray
afitrareo
afitr'
afi-
afitry
nafitra
nafitro
nafitrao
nafiny
nafitsika
nafitray
nafitrareo
nafitr'
nafi-
nafitry
hafitra
hafitro
hafitrao
hafiny
hafitsika
hafitray
hafitrareo
hafitr'
hafi-
hafitry
afiro

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/26