Teny iditra afobe (afo, be)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   A children's game, but not with fire. [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra afobe (afo, be)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   (Fia. krist.) Toerana tsy ahitan' ny ratsy fanahy an' Andriamanitra mandrakizay amin' ny fiainana any ankoatra itỳ fiainana itỳ ary heverina fa ijaliany amin' ny afo be tsy mety maty
¶ toerana ijaliana sy iferetana aina izaitsizy: Afobe ny fanambadiana tsy misy fitiavana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   enfer [Abinal 1888]
Ohatra  
1Toa afobe sahady izao fiainantsika izao, ry Neny ô. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 144]
2Aty aoriana vao ho fantatray fa maty tao amin' ny kalesimbin' afoben' i Moramanga i Dadafara. [Andraina: Mitaraina, takila 247]
3Ary hianao, ry Kafarnaoma izay misondrotra hanakatra ny lanitra dia haetry hatrany amin'ny afobe hianao. [Baiboly: 49:010:015/Lioka 10:15..]
Voambolana  
Endriteny  
afobe
afoben'

2015/10/26